Brochure

Vina 7000 - Filazana ankapobe

Ewald Frank

library_books Kapitoly: 10 calendar_month 23. 3. 2004

Literatúra

Kapitoly

Ry mpamaky malala, Tsy mila fotoana lava akory ianao, raha hamaky ity famelabelarana fohy ity. Ny andro iainantsika izao dia fotoana mirotoroto be, satria isan’andro izao dia misy foana vaovao renesintsika mikasika zavatra manokana. Filazam-baovao tokana monja dia anomezana an...

1

Vina 7000

Vina 7000 Filazana ankapobean’ny misionera Ewald Frank Ry mpamaky malala, Tsy mila fotoana lava akory ianao, raha hamaky ity famelabelarana fohy ity. Ny andro iainants...

arrow_forward
2

IREO FAMINANIAN’NY BAIBOLY NO TOMPON-TENY FARANY

IREO FAMINANIAN’NY BAIBOLYNO TOMPON-TENY FARANY Tanteraka eo ambanin’ny masontsika ankehitriny ireo faminaniana izay ao amin’ny Soratra Masina, ary voatokana hitranga ...

arrow_forward
3

 NY ANDRON’NY TOMPO

NY ANDRON’NY TOMPO Raha vao tapitra ny “andro famonjena“ (Isaia. 49.8; 2 Kor. 6.2), mialoha indrindra ny “Andron’ny Tompo“, izany hoe mialoha ny taonarivo fahafito, di...

arrow_forward
4

NY FIVERENAN’I KRISTY

NY FIVERENAN’I KRISTY Amin’ny maha-Mpahary Azy, Andriamanitra dia manana Planina ho an’ny Voahariny. Toy izany, amin’ny maha-Mpanavotra Azy, dia manana planina koa Izy...

arrow_forward
5

NY VONINAHITRY NY VOAHARY

NY VONINAHITRY NY VOAHARY Efa tamin’ny famoronana ny voahary no niatombohan’ny Drafi-panavotan’Andriamanitra. Isika rehetra dia efa samy nitolagaga teo anoloan’ny voni...

arrow_forward
6

 NATAO HIAINA AMIM-PIOMBONANA AMIN’ANDRIAMANITRA

NATAO HIAINAAMIM-PIOMBONANAAMIN’ANDRIAMANITRA Raha ny sitrapon’Andriamanitra, hatramin’ny voalohany, dia natao hihaina amim-piombonana Aminy ny olombelona. Izany no ma...

arrow_forward
7

 HETSIKA MAHAGAGA AN’ANDRIAMANITRA

HETSIKA MAHAGAGAAN’ANDRIAMANITRA Ny nahatongavan’ny Mpamonjy ho nofo dia hetsika mahagaga izay nataon’Andriamanitra tato amin’ny tontolo voajanahary. Maria dia teraka ...

arrow_forward
8

NY ANTSO FARANY

NY ANTSO FARANY Alohan’ny hiverenan’i Tompo Jesosy, ny iraka izay nandidiany (Marka 16:14-18), dia tsy maintsy tanterahina indray mandeha farany, manerana izao-tontolo...

arrow_forward
9

 FANAON-DRAZANA LOVAIN’OLONA

FANAON-DRAZANALOVAIN’OLONA Hatreo am-pahaterahany ny olona tsirairay dia efa manana ny foto-pisainany na ny fiheverany an’izao-tontolo-izao, ary ny ankamaroan’ny olona...

arrow_forward
10

 FANAPAHAN-KEVITRY NY TSIRAIRAY 

FANAPAHAN-KEVITRY NY TSIRAIRAY  Ny tsirairay dia tsy maintsy manana traikefa manokana iainany miaraka amin’Andriamanitra. Tsy maintsy miova fo Aminy izy, ary hate...

arrow_forward