Circular Letter

TARATASY IFAMPITAPITANA DESAMBRA 1994

Ewald Frank

library_books Chapitres: 11 calendar_month 29. 12. 1994

Literature

Chapitres

Isaia 40:8: «... ny tenin’Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay».

1

Taratasy ifampitapitana Desambra 1994

Miarahaba anareo rehetra am-pitiavana tokoa ny tenako, ao amin’ny Anaran’Ilay Tompo sy Mpamonjy Jesosy Kristy malalantsika, amin’ny alalan’ ity teny ao amin’ Isaia 40....

arrow_forward
2

TRAIKEFA MANOKANA

Nandritry ny taona rehetra nitoriko ny Teny, ary indrindra nandritry ny fotoana nanoratako ny boky: «Ny Fanambarana - Boky voafono tombokase fito», dia niainako mateti...

arrow_forward
3

TENA NITRANGA TOKOA IZANY…

Taorian’ny nandevenana ny rahalahy Branham, androtr'io ihany, ny Fanahin’ny Tompo dia niteny tampoka tamiko, heno tsara sady niverimberina tao am-poko hoe: “Ankehitrin...

arrow_forward
4

FAMPIANARANA SY FAHALALANA

Tsy azo kitihina ny minisiteran-drahalahy Branham, satria zava-dehibe amin’ny tantaran’ny Fanavotana izany, sady nampanantenaina ho amin’ny andro farany. Tanteraka iza...

arrow_forward
5

FITSARANA MARINA

Tsy ho niteraka toe-javatra mahatsiravina ny voalazan-drahalahy Branham —ohatra, mikasika ny taona 1977— raha toa ka ireo ”mpivaofy teny” sasany tsy nitanisa fa izy io...

arrow_forward
6

NY TOERANA MARINA

Izay rehetra voantso hivoaka amin’ny fisavoritahana tamin’ny alalan’ny Tenin’ny Fahamarinana dia mitoetra mifanaraka amin’ny Teny voasoratra, ka izay no fomba anamasin...

arrow_forward
7

MINISITERA MIFOTOTRA AMIN’NY BAIBOLY

Ireo lehilahin’Andriamanitra ao amin’ny Testamenta Vaovao dia niaina ny dikan’ny Teny voasoratra tao amin’ny fiainany manokana. Azo antoka fa ny fahatanterahan’ny Test...

arrow_forward
8

NY VONDRONA EROPEANA

Hita miharihary fa miseho indray ny herin’ilay Fanjakana lehibe Romana amin’ny alalan’ny vondrona Eoropeana. Ankehitriny, ireo firenena tao anatin’ny AELE fahiny, dia ...

arrow_forward
9

HO AVY NY FAMORETANA

Ny famoretana dia ho atao amin’ireo tsy hanaiky io fampiraisana lehibe io. Ohatra, dradradradraina mafy ny “hanaraha-maso ireo sekta”, isaky ny hita amin’ny matoan-dah...

arrow_forward
10

ISIRAELY, LASIBATRY NY FANENJEHAN’NY REHETRA

Mbola misy làlan-tsarotra miandry azy ny vahoaka jiosy. Efa noraiketina ho amin’ny may 1996 ireo fifanarahana mikasika an’i Jerosalema. Kanefa ankehitriny sahady (jano...

arrow_forward
11

NY FARAN’NY TAONA

Afaka manao jeritodika iny taona lasa iny izay nahazoana fitahiana betsaka isika. Namaly tamintsika mihoatra noho izay nangatahantsika sy nandrasantsika taminy Andriam...

arrow_forward