Book
Ny Baiboly – boky be mpamaky indrindra maneran-tany
Ewald Frank
Literature
Chapters
Ny hany boky tokana izay antsoina Soratra Masina sy Tenin’Andriamanitra, ary rariny tokoa izany, dia ny Baiboly. Ary andeha hiaraka handinika Azy isika, amin’ny lafiny mavesa-danja vitsivitsy. Ao aminy irery no ahitantsika, voatantara, ny zavamisy rehetra, hatra tany am-piando...
Fampidirana amin’ny Drafi-Pamonjen’Andriamanitra
Amin’ireo boky miely indrindra maneran-tany, dia ny Baiboly no mitana lavitra ny laharana voalohany. Teo anelanelan’ny taona 1960 sy 2010, dia sahabo 3,9 lavitrisa ny ...
Ho torolàlan-kizorana
Tamin’ny voalohany, ny Baboly dia nosoratana tamin’ny fiteny hebreo. Ny Hebreo no fiteny tokana teto ambonin’ny tany, nandritra ireo 1750 taona voalohany, hatra tamin’...
Izay tena mino marina no manaiky ny Tenin’Andriamanitra voamarina.
Mametraka fanontaniana isika, ary Andriamanitra no mamaly amin’ny alàlan’ny Teniny ihany:. Inona no tian’Andriamanitra lazaina amintsika amin’ny alàlan’ny Testamenta T...
Andriamanitra / Elohim – Tompo / Yahvé - Fampitahana sarobidy samihafa
Ny teny hebreo “Elohim“, izay hita in-3562 ao amin’ny Baiboly, manomboka ao amin’ny Genesisy toko voalohany, izay nadika “Andriamanitra“ ao amin’ny Baibolintsika, fa n...
Ny fahatanterahan’ny Drafi-Panavotan’Andriamanitra ao amin’ny Testamenta Vaovao
Mba hanatanterahany ny Planiny mandrakizay ho Fanavotana ny zanak’olombelona, Andriamanitra, tamin’ny fiandohan’ny Tetstamanta Vaovao, tamin’ ny alàlan’ny Fanahy Masin...
Tsy mahafatiantoka ny mandinika izany
Nandritra ireo 4000 taona, hatramin’i Adama ka hatramin’i Kristy, dia tsy mba nisy olona niresaka tamina Ray izay any an-danitra (na Abrahama, na Mosesy, na mpaminany ...
Fampitahana iray hanapahan-kevitra
Ny fijoroam-bavolombelon’ireo Testament Taloha sy Vaovao dia mifampirindra tanteraka, raha ny amin’i Jesosy-Kristy Mpamonjy antsika. Ao amin’ny katesizy kosa, sy ireo ...
Ny fivoarana mampalahelo teo anivon’ny kristianisma eken’ny maro
Ekena fa ny tsirairay dia afaka mifidy izay zavatra inoany sy izay olona ametrahany ny finoany. Fa tianay fotsiny eto, ny maneho fohifohy ny zavatra mampalahelo tao am...
Làlam-pahafatesana iray
Ireo rain’ny fiangonana kristiana, izay mpanompo andriamani-tsy-izy taloha, dia tsy afaka tamin’ireo finoanoampoana sy fanompoan-tsampy grika. Hita fa sady tsy nahafan...
Ny batisa
Hita marimarina, fa raha tsy misy fanambaran’Andriamanitra dia tsy misy koa ny fitarihana ara--Baiboly. Fa ny hisy dia adihevitra sy fandikana vilana. Izany no misy am...
Ny Fanasan’ny Tompo
Ny fankalazana ny Fanasan’ny Tompo ihany koa dia tafidirana fampianarana avy tamin’ny fanompoan-tsampy. Tsy mahagaga izany, satria talohan’ny Reformasiona aza, ary tao...
Fiverenana amin’ny Teny Fiverenana amin’ny fiandohana
«Fa ny tenin’ny Tompo maharitra mandrakizay. Ary izany no tenin’ny Filazantsara izay notorina taminareo.» (1 Petera 1:25) Rehefa nandalo ireo taonjato maro, nampihoroh...
Tsy maintsy misy milaza izany
Fantatry ny rehetra fa ireny fivavahana ireny dia nandray fahefana mifehy vahoaka sy firenena manontolo: Etsy, ny kristianisma, eroa ny Silamo, erỳ ny indoïsma na ny b...
Ny tena finoana marina
«Izay tsy mino an’Andriamanitra dia efa nampandainga Azy…» (1 Jaona 5:10) «Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho marina, fa ny olona rehetra kosa ho mpandainga...
Ny Fiaviana voalohany sy faharoa an’i Kristy dia ampahany ao amin’ny Drafi-panavotan’Andriamanitra
Tamin’ny Fiavian’i Kristy voalohany dia tanteraka tao amin’ny minisiteran’i Jaona mpanao batisa ny faminanian’ny Malakia 3:1: «Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha A...
Fampitandremana farany
Ankehitriny ireo teolojiana rehetra dia mahafantatra fa mpaminany nampanantenaina i Jaona mpanao batisa (Isaia 40:3; Mal.3:1), izay namboatra ny làlan’ny Tompo, teo an...
Tanteraka ireo faminaniana ho an’ny andro farany
Isika rehetra ambonin’ny tany dia mahatsapa fa miova ny zavatra rehetra; ny fanambadiana, ny ankohonana, ny fiaraha-monina dia tsy toy ny taloha avokoa intsony. Ny fis...
PDF
EPUB