Book
NY FANAMBADIANA: OLANA TRANAINY
Ewald Frank
Literature
Chapitres
Résumé
FAMPIDIRANA
Noho ny trangan-javatra sasantsany dia hita fa ilaina ny mitondra valim-panontaniana «ny amin’ireo zavatra nosoratanareo.» toy ny voalazan’i Paoly tamin’ny fiangonan’i...
ARAKA NY SORATRA MASINA
Ny rahalahy Branham dia nanana ireo andalan’ny Baiboly izay nasehon’ny Tompo azy, ary nomeny tao anatin’ny manodidina sahaza azy tsirairay avy izany, ka nasehony ny fi...
AZO TAMIN’NY TOMPO
Ao amin’ny sasintenin’ny toriteniny (par. 25), ny rahalahy Branham dia mampatsiahy ireo trangan-javatra an’aliny nambara taminy fa hitranga ary tena nitranga avokoa, t...
TOY IZANY NO NIANDOHANY
Ao amin’ny fiandohana, izany-hoe ao amin’ny bokin’ny Genesisy (izay midika “loharano“, “fiandohana“) no nojeren-drahalahy Branham voalohany, ao izay ahitana ny fihavia...
NY FIAFARAN’NY “FIANDOHANA“
Hatezerana lehibe no navalin’i Jehovah-Andriamanitra io fahalatsahana tamin’ny ota io. Nozoniny ny menarana, izay namery teo-no-eo ny fitenenana sy ny endriny voalohan...
MITOETRA MAHARITRA NY LAMIN’ANDRIAMANITRA
Araka izany, mandroso sady tsy miova ny lamin’Andriamanitra, na tao amin’ny Testamenta Taloha na ato amin’ny Testamenta Vaovao. Mbola izay nolazainy 6000, 4000, na 200...
INONA NO ATAO HOE FIJANGAJANGANA?
Tsy afaka misaraka amin’ny vadiny ny lehilahy. Lasa mijangajanaga izy raha miditra amin’ny fanambadian’olon-kafa, izany hoe raha maka vadin’olona, izay lasa mpijangaja...
MITAKY FAHAMASINANA ANDRIAMANITRA
Ao amin’ny 1 Korintiana 5, Paoly dia miresaka mikasika ny lehilahy iray izay niaraka tamin’ny vadin-drainy. Izao no fampitandremana voasoratra mikasika izany: «Aza man...
NY FANAMBADIANA
Fanambadiana mirindra tsara no nokasain’Andriamanitra ho an’ny olombelona. Raha tiantsika hisy firindrana ao amin’ny fianan-tokantrano, alohan’ny fanambadiana, dia tsy...
FISARAHANA — ENY SA TSIA?
Efa nodinihin’i Paoly apostoly koa — (1 Kor.7:12-16) — ny tranga raha ny iray tsy mpino amin'ny mpivady no misaraka: «Fa raha ny tsy mino no miala, aoka hiala izy. Na ...
OHATRA IRAY ARA-BAIBOLY HO FANENTANANA
Nanoratra teo ambany tsindrimandrin’ny Fanahy ny apostoly hoe: «Fa tahaka ny aneken'ny fiangonana an'i Kristy no haneken'ny vavy ny lahy koa amin'ny zavatra rehetra.» ...
NY LALANA MARINA
Hoy ny mpaminany (Par.222-223): “Hiverina ao amin’ny lohahevitra ny fanambadiana sy fisaraham-panambadiana isika. Hitanareo, tsy maintsy voambara izany. Raha mbola tsy...
IREO MPANOMPON’ANDRIAMANITRA
Raha mandinika ireo mpanompon'Andriamanitra isika dia mahita fa tsy nanadihady ny mikasika ny tsirairay tamin’izy ireo Andriamanitra. Nalainy fotsiny izay tiany, na na...
MIVERINA AMIN’NY TENY – MIVERINA AMIN’ANDRIAMANITRA
Tao amin’ny Testamenta Taloha Andriamanitra dia nifidy vahoaka iray voajanahary, izay nampanantenainy homena tany honenana. Ao amin’ny Testamenta Vaovao, ny Fanjakany ...
IREO OLONY DIA MIHAINO NY TENINY
Ankehitriny dia mbola manadala olona maro ny fahavalo amin’ireny fombafomba maro sy antitra nolavana tamin’ny razana ireny. Tsy ampy azy izay nataony tamin’ireo “andro...
FEHINY
Tsy mba anisan’ireo manao ny rahalahy Branham ho tabihany sy reharehany aho — ary tsy manao izany koa aho amin’i Petera sy Paoly, saingy izaho manaiky sy manaja an-kit...
PDF
EPUB